FANAFAINGANANA NY FANOMEZANA NY 'VISA DU CONTROLE FINANCIER



Mba hanafainganana ny VISA n'ireo taratasim-panjakana tonga eo anivon'ny Délégation Régionale du Contrôle Financier ANALANJIROFO sy nohon'ny fahatsapan'izy ireo fa tsy mitovy ny fahafantaran'ireo tompon'andraikitra ny andinin-dalàna sy ny fepetra manan-kery tokony ampiharina ka mahatonga ny mety fihemoran'ny ny fanomezana ny 'VISA du Contrôle Financier', dia nisy ny fihaonana sy fifampizarana vaovao mikasika ny "circulaire 001-MEF/ARMP/2023 du 04 Avril 2023" izay notarihan 'ny delegem-paritra ANDRIANIRINA Patrice ny alarobia 03 mey tao amin'ny biraon'ny DRCF Analanjirofo ao Sahavola Fenerive-Est ary niarahana tamin'ireo "Personnes Responsables des Marchés Publics" eo anivon'ny Faritra sy ny Kaominina ary ireo solontena voatendry