DGCF manakaiky kokoa ireo tompon'andraikitra misahana ny fampandehanana ny raharaham-panjakana sy ny fandaniam-bolam-panjakana mba ho fanatsarana ny fiaraha-miasa sy ho fanafainganana hatrany ny asam-panjakana



Fiofanana mahakasika ny ' Comptabilité des matières' izay nokarakarain'ny ekipan'ny Delegasionim-paritra Melaky notarihan' Andriamatoa RAMANANJARA Ndriatsarafara, ho an'ireo mpiara-miasa eo anivon'ny 'Gouvernorat MELAKY'