๐…๐€๐๐€๐Š๐€๐ˆ๐Š๐„๐™๐€๐๐€ ๐๐˜ ๐Œ๐๐ˆ๐‹๐€ ๐‘๐€๐‡๐€๐‘๐€๐‡๐€๐Œ-๐๐€๐๐‰๐€๐Š๐€๐๐€ - ๐…๐š๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐€๐๐ƒ๐‘๐Ž๐˜



Ny Dรฉlรฉgation Rรฉgionale du Contrรดle Financier #๐——๐—ฅ๐—–๐—™_๐—”๐—ก๐——๐—ฅ๐—ข๐—ฌ , izay notarihan' Andriamatoa RANOMENJANAHARY Fernand, dia nandray anjara tamin'ny birao iombonana #guichet_unique izay notontosaina tao Andalatanosy, distrika Ambovombe, nanomboka ny alakamisy 27 Jolay hatramin'ny sabotsy 12 Aogositra lasa teo, ary niarahana tamin'ireo sampandraharaha samihafa any amin'ny faritra .


Ny Programme des Nations Unies pour le Dรฉveloppement (PNUD) moa no nanohana ara-bola ny fanatanterahana io hetsika io.


Ny fandraisana anjara tsy tapaka amin'ny hetsika tahaka izao dia ahafahan'ny ๐—–๐—ผ๐—ป๐˜๐—ฟรด๐—น๐—ฒ ๐—™๐—ถ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฐ๐—ถ๐—ฒ๐—ฟ manatanteraka ifotony ny andraikitra sahaniny eo amin'ny lafin'ny fanaraha-maso ny volam-panjakana mba ho fanafainganana avy hatrany ny fikarakarana ny fangatahan'ireo mpila raharaham-panjakana.