๐ƒ๐†๐‚๐… - ๐‡๐จ๐ญ๐ž๐ฅ ๐๐ž๐ฌ ๐…๐ข๐ง๐š๐ง๐œ๐ž๐ฌ, ๐…๐š๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐ƒ๐ˆ๐€๐๐€ : ๐•๐ž๐ฅ๐ข๐ซ๐š๐ง๐จ ๐Ÿ๐š๐ก๐š-๐Ÿ‘ "๐…๐š๐ง๐ฃ๐š๐ค๐š๐ง๐š ๐ฆ๐š๐ง๐š๐ค๐š๐ข๐ค๐ฒ ๐•๐š๐ก๐จ๐š๐ค๐š"



Tsy ho sahirana intsony ireo mpisitraka raharaha eo anivonโ€™ny Minisiteranโ€™ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola any amin'ny faritra DIANA, satria mivondrona ao amin'ny Hรดtel des Finances avokoa ireo rantsamangaikanโ€™ny ministera. Anisan'izany ny avy eto amin'ny ๐ƒ๐ข๐ซ๐ž๐œ๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐†รฉ๐งรฉ๐ซ๐š๐ฅ๐ž ๐๐ฎ ๐‚๐จ๐ง๐ญ๐ซรด๐ฅ๐ž ๐…๐ข๐ง๐š๐ง๐œ๐ข๐ž๐ซ amin'ny alalan'ny ๐ƒรฉ๐ฅรฉ๐ ๐š๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐‘รฉ๐ ๐ข๐จ๐ง๐š๐ฅ๐ž ๐๐ฎ ๐‚๐จ๐ง๐ญ๐ซรด๐ฅ๐ž ๐…๐ข๐ง๐š๐ง๐œ๐ข๐ž๐ซ ๐ƒ๐‘๐‚๐… ๐ƒ๐ˆ๐€๐๐€ .


Mifanaraka amin'ny fotodrafitrโ€™asa, dia ho mendrika hatrany ny fomba fiasa, ka hanome fahafaham-po ireo mpisitraka sy manan-draharaha ny Minisitera.


Ampatsiahivina fa ny zoma 11 aogositra teo no nitokana ity Tranobenโ€™ny Minisiteranโ€™ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola ity ny Filoham-pirenena, Andriamatoa Andry RAJOELINA, notroninโ€™ireo olom-boafidy sy tomponโ€™andraikitra ambony maro. Anisanโ€™izany ny Minisitry ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola, Ramatoa RABARINIRINARISON Rindra Hasimbelo sy ireo mpiara-miasa aminy. Tonga teny an-toerana arak'izany ny Tale Jeneralin'ny Contrรดle Financier, Inspecteur Gรฉnรฉral d'Etat RASAHAVELO, sy ny ekipan'ny DRCF DIANA notarihan'ny delegem-paritra, Andriamatoa RAKOTOSALAMA Ducaud.


Loharanom-baovao - Pejy FB MEF https://www.facebook.com/MINISITERA