Délégation Régionale du Contrôle Financier #DRCF_ANALAMANGA ___ 𝐀𝐤𝐨𝐧'𝐧𝐲 𝐡𝐞𝐭𝐬𝐢𝐤𝐚 '𝟔𝟓 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 𝐃𝐆𝐂𝐅' #𝐕𝐚𝐫𝐚𝐯𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚𝐌𝐢𝐬𝐨𝐤𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐟𝐚𝐦𝐩𝐚𝐡𝐚𝐟𝐚𝐧𝐭𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐂𝐨𝐧𝐭𝐫ô𝐥𝐞 𝐅𝐢𝐧𝐚𝐧𝐜𝐢𝐞𝐫



𝐃𝐑𝐂𝐅 𝐀𝐍𝐀𝐋𝐀𝐌𝐀𝐍𝐆𝐀 👥 ___ Naharitra herinandro ary nifarana ny zoma 2 aogositra 2024 teo ny varavarana misokatra nokarakarain'ny avy ao amin'ny Délégation Régionale du Contrôle Financier #DRCF_ANALAMANGA izay tarihan'Andriamatoa RAKOTOARISOA Odilon.


Tafiditra ao anatin'ny hetsika fankalazana ny faha 65 taona nijoroan'ny Contrôle Financier moa izany ary ny tanjona dia ny hanakaiky kokoa ireo manan-draharaha sy ny daholobe mba ho fampahafantarana '𝐍𝐲 𝐂𝐨𝐧𝐭𝐫ô𝐥𝐞 𝐅𝐢𝐧𝐚𝐧𝐜𝐢𝐞𝐫 🇲🇬 𝐬𝐲 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐚𝐬𝐚 𝐬𝐚𝐡𝐚𝐧𝐢𝐧𝐲, 𝐧𝐲 𝐟𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐟𝐢𝐚𝐬𝐚𝐧𝐲 𝐚𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐚𝐧𝐣𝐚𝐫𝐚 𝐛𝐢𝐫𝐢𝐤𝐲 𝐞𝐧𝐭𝐢𝐧𝐲 𝐡𝐨 𝐟𝐚𝐦𝐩𝐚𝐧𝐝𝐫𝐨𝐬𝐨𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚'