π…πšπ«π’π­π«πš π€πŒπŽπ‘πŽπ'𝐈 πŒπ€ππˆπ€ ___ 𝐀𝐀𝐨𝐧'𝐧𝐲 𝐑𝐞𝐭𝐬𝐒𝐀𝐚 'πŸ”πŸ“ 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 𝐃𝐆𝐂𝐅' #π•πšπ«πšπ―πšπ«πšπ§πšπŒπ’π¬π¨π€πšπ­π«πš 𝐟𝐚𝐦𝐩𝐚𝐑𝐚𝐟𝐚𝐧𝐭𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐂𝐨𝐧𝐭𝐫ôπ₯𝐞 π…π’π§πšπ§πœπ’πžπ« 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐚𝐬𝐚 𝐬𝐚𝐑𝐚𝐧𝐒𝐧𝐲



πŸ“ ___ Alarobia 10 jolay 2024 sy Alakamisy 11 jolay 2024, manoloana ny biraon'ny fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina eo an-tampon'ny vinany.


πŸ‘₯ ___ Vonona hatrany amin'ny fandraisana ireo mpitsidika sy ny famaliana ny fanontanian'izy ireo ny avy eo anivon'ny DΓ©lΓ©gation RΓ©gionale du ContrΓ΄le Financier #DRCF_AmoroniMania izay tarihan'ny delegem-paritra Ramatoa Vololona Oliva RAHETLAH


Isaorana manokana Andriamatoa isany PrΓ©fet an'Ambositra sy ny lehiben'ny fitaleavam-paritry ny Serasera sy ny Kolontsaina Amoron'i Mania tamin'ny fanohanana sy ny fiaraha-miasa nahafahana nanatanteraka izao hetsika izao !