๐๐Ž๐’๐“๐„ ๐ƒ๐„ ๐‚๐Ž๐๐“๐‘๐Ž๐‹๐„ ๐…๐ˆ๐๐€๐๐‚๐ˆ๐„๐‘ ๐๐Ž๐’๐˜ ๐๐„ __ ๐‚๐„๐ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ’



Akon'ny fandraisan'ny ๐๐จ๐ฌ๐ญ๐ž ๐๐ž ๐‚๐จ๐ง๐ญ๐ซรด๐ฅ๐ž ๐…๐ข๐ง๐š๐ง๐œ๐ข๐ž๐ซ ๐๐จ๐ฌ๐ฒ ๐๐ž anjara tamin'ny fivorian'ny ๐•๐จ๐ง๐๐ซ๐จ๐ง๐š ๐ˆ๐ซ๐š๐ข๐ฌ๐š๐ฆ-๐ฉ๐š๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐ฆ๐จ๐ฆ๐›๐š ๐ง๐ฒ ๐…๐ข๐ญ๐š๐ง๐ญ๐š๐ง๐š๐ฆ-๐ฉ๐š๐ง๐ฃ๐š๐ค๐š๐ง๐š | ๐‚๐ฅ๐ฎ๐› ๐‘รฉ๐ ๐ข๐จ๐ง๐š๐ฅ ๐๐ž ๐ฅ๐š ๐†๐ž๐ฌ๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐๐ฎ๐›๐ฅ๐ข๐ช๐ฎ๐ž (๐‚๐‘๐†๐) izay fotoana nihaonana tamin'ireo mpisehatra amin'ny fitantanam-bolam-panjakana ary niompana tamin'ny famelabelarana ny Toro-lร lana momba ny Fanatanterahana ny Teti-bola 2024 na ny 'Circulaire d'Exรฉcution Budgรฉtaire' 2024


Nandritra ny fandraisam-pitenena nataony no nitondran'ny Chef de Poste du Contrรดle Financier Nosy Be, Ramatoa RAHARIMANANA Marie Nathalie, ny fampahafantarana ireo andinin-dalร na sy fepetra manan-kery na nasiam-panovana, izay mifandraika aminโ€™ny asa fanaraha-maso ataon'ny Contrรดle Financier, ary voarakitra ao anatinโ€™ny 'CEB 2024'