'๐‚๐จ๐ง๐ญ๐ซรด๐ฅ๐ž ๐…๐ข๐ง๐š๐ง๐œ๐ข๐ž๐ซ ๐ฉ๐จ๐ฎ๐ซ ๐ฅ๐ž ๐ƒรฉ๐ฏ๐ž๐ฅ๐จ๐ฉ๐ฉ๐ž๐ฆ๐ž๐ง๐ญ' ___ ๐Ÿ‘ฅ '๐๐˜ ๐€๐’๐€๐Š๐Ž ๐‘๐€๐‡๐€๐Œ๐๐ˆ๐“๐’๐Ž'



Nandray anjara tamin'ny hetsika "๐๐ฒ ๐š๐ฌ๐š๐ค๐จ ๐ซ๐š๐ก๐š๐ฆ๐ฉ๐ข๐ญ๐ฌ๐จ" ny avy eto aminโ€™ny Direction Gรฉnรฉrale du Contrรดle Financier Madagascar. Hetsika izay nentina nampahafantarana amin'ny mpianatra Malagasy ireo sehatrโ€™asa misy eto Madagasikara.


Ramatoa RAFANOMEZANA Naomy, mpanara-maso eto anivon'ny DGCF, no nitondra fanazavana mahakasika ny tontolon'ny asa fanaraha-maso ny fitantanam-bolam-panjakana taminโ€™ireo mpianatry ny 'Lycรฉe Nanisana'

Nahaliana tanteraka ireo mpianatra ny famelabelarana izay natao ary tsy nisalasala nametraka fanontaniana mahakasika ny Contrรดle Financier izy ireo.

Mpikarakara: Rotary Club AINGA / Daty: Alarobia 10 aprily 2024