DRCF_ANOSY Fanatsarana ny fomba fiasa anatiny.



π‘¬π’π’•π’Šπ’π’‚ 𝒉𝒂𝒏𝒂𝒕𝒔𝒂𝒓𝒂𝒏𝒂 π’‰π’‚π’•π’“π’‚π’π’š π’π’š π’‡π’π’Žπ’ƒπ’‚ π’‡π’Šπ’‚π’”π’‚ eo anivon’ny DΓ©lΓ©gation RΓ©gionale du ContrΓ΄le Financier #DRCF_ANOSY mba 𝒉𝒂𝒉𝒂𝒇𝒂𝒉𝒂𝒏'π’Šπ’“π’†π’ π’Žπ’‘π’Šπ’π’‚ 𝒓𝒂𝒉𝒂𝒓𝒂𝒉𝒂 π’Žπ’Šπ’”π’Šπ’•π’“π’‚π’Œπ’‚ π’π’š π’Œπ’‚π’π’Šπ’•π’‚π’π’'𝒂𝒔𝒂 π’”π’š π’π’š π’‡π’†π’π’Šπ’•π’“π’‚ π’•π’π’Œπ’π’π’š 𝒉𝒐 π’Šπ’›π’š π’‚π’“π’š π’‰π’Šπ’‚π’…π’Šπ’‚π’π’‚ π’‚π’Žπ’Šπ’'π’π’š π’Œπ’π’π’Šπ’Œπ’π’π’š

πŸ‘‰ dia nitondra fiofanana anatiny mahakasika ireo fitsipi-pitondran-tena takiana amin’ny mpiasam-panjakana araka ny voalaza ao amin'ny didim-panjakana mifehy izany, ho an'ireo mpiara-miasa aminy ny delegem-paritry ny ContrΓ΄le Financier, Andriamatoa RANAIVOJAONA Solo.

πŸ‘Œ nisongadina tamin’izany ny fampatsiahivana ireo fihetsika sy fanao takiana amin’izy ireo eo am-panatanterahana ny asa fanaraha-maso sahanin’izy ireo, ary ny fitandroana ny hasin’izany asa izany.

Tsy nanadino ny nanavao ireo toro-lalana enti-miasa na β€œstandards de service” eo anivon’ny DRCF izy ireo, toy ny fanatsarana ny vata fandraisan-kevitra sy fitarainana ary ny fanavaozana ny fanoroana ny misy ireo birao hatonina.