๐ƒ๐‘๐‚๐… ๐Œ๐„๐‹๐€๐Š๐˜ __ ๐ƒ๐ข๐ง๐ข๐ค'๐š๐ฌ๐š ๐ฆ๐š๐ก๐š๐ค๐š๐ฌ๐ข๐ค๐š ๐ง๐ฒ ๐‚๐“๐ƒ ๐ฌ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐’๐“๐ƒ



Nisy ny dinik'asa mahakasika ireo '๐‚๐จ๐ฅ๐ฅ๐ž๐œ๐ญ๐ข๐ฏ๐ข๐ญรฉ๐ฌ ๐“๐ž๐ซ๐ซ๐ข๐ญ๐จ๐ซ๐ข๐š๐ฅ๐ž๐ฌ ๐ƒรฉ๐œ๐ž๐ง๐ญ๐ซ๐š๐ฅ๐ข๐ฌรฉ๐ž๐ฌ' (๐‚๐“๐ƒ) sy '๐’๐ž๐ซ๐ฏ๐ข๐œ๐ž๐ฌ ๐“๐ž๐ซ๐ซ๐ข๐ญ๐จ๐ซ๐ข๐š๐ฎ๐ฑ ๐ƒรฉ๐œ๐จ๐ง๐œ๐ž๐ง๐ญ๐ซรฉ๐ฌ' (๐’๐“๐ƒ) izay nifanaovan'ny delegem-paritry ny Contrรดle Financier Melaky, Andriamatoa RAMANANJARA Ndriatsarafara, sy ny avy ao aminโ€™ny Trรฉsorerie Gรฉnรฉrale Maintirano ny alarobia 20 martsa 2024, tao amin'ny biraon'ny Dรฉlรฉgation Rรฉgionale du Contrรดle Financier #DRCF_Melaky
Ankoatra ny fampitoviana ny fomba fijery mba ho fandrindrana hatrany ny fiaraha-miasa efa misy eo amin'ny roa tonta dia nisongadina ihany koa ny hanomezana fiofanana iraisana ho an'ireo 'acteurs budgรฉtaires' eny anivon'ireo CTD sy STD any aminโ€™ny faritra.


Tanjona amin'izany ny hanamafisana ny fahaiza-manao sy ny fahalalan'izy ireo ny andinin-dalร na sy fepetra manan-kery amin'ny fikirakirana ireo anton-taratasy ilaina eo amin'ny lafin'ny fitantanana sy fampiasana ny volam-panjakana.