DRCF - ๐‚๐ฅ๐ฎ๐› ๐‘รฉ๐ ๐ข๐จ๐ง๐š๐ฅ ๐๐ž ๐ฅ๐š ๐†๐ž๐ฌ๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐๐ฎ๐›๐ฅ๐ข๐ช๐ฎ๐ž (๐‚๐‘๐†๐)



๐Ÿ‘ฅ Akon'ny fandraisan'anjaran'ireo ๐ƒ๐ž๐ฅ๐ž๐ ๐š๐ฌ๐ข๐จ๐ง๐š๐ฆ-๐ฉ๐š๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐‚๐จ๐ง๐ญ๐ซรด๐ฅ๐ž ๐…๐ข๐ง๐š๐ง๐œ๐ข๐ž๐ซ ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ | ๐ƒรฉ๐ฅรฉ๐ ๐š๐ญ๐ข๐จ๐ง๐ฌ ๐‘รฉ๐ ๐ข๐จ๐ง๐š๐ฅ๐ž๐ฌ ๐๐ฎ ๐‚๐จ๐ง๐ญ๐ซรด๐ฅ๐ž ๐…๐ข๐ง๐š๐ง๐œ๐ข๐ž๐ซ (๐ƒ๐‘๐‚๐…) amin'ny fivorian'ny ๐•๐จ๐ง๐๐ซ๐จ๐ง๐š ๐ˆ๐ซ๐š๐ข๐ฌ๐š๐ฆ-๐ฉ๐š๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐ฆ๐จ๐ฆ๐›๐š ๐ง๐ฒ ๐…๐ข๐ญ๐š๐ง๐ญ๐š๐ง๐š๐ฆ-๐ฉ๐š๐ง๐ฃ๐š๐ค๐š๐ง๐š | ๐‚๐ฅ๐ฎ๐› ๐‘รฉ๐ ๐ข๐จ๐ง๐š๐ฅ ๐๐ž ๐ฅ๐š ๐†๐ž๐ฌ๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐๐ฎ๐›๐ฅ๐ข๐ช๐ฎ๐ž (๐‚๐‘๐†๐) izay fotoana nihaonana tamin'ireo mpisehatra amin'ny fitantanam-bolam-panjakana isam-paritra ary samy niompana amin'ny ankapobeny tamin'ny Toro-lร lana momba ny Fanatanterahana ny Teti-bola 2024 na ny 'Circulaire d'Exรฉcution Budgรฉtaire' 2024


๐Ÿ‘‰ ๐š๐šŠ๐š•๐šŠ๐š๐šŠ ๐Ÿป ๐š–๐šŠ๐š›๐š๐šœ๐šŠ ๐Ÿธ๐Ÿถ๐Ÿธ๐Ÿบ, ๐‚๐‘๐†๐ ๐ˆ๐“๐€๐’๐˜ tao amin'ny tranompokonolona Miarinarivo. Nandray anjara tamin'izany ny Delegem-paritry ny Contrรดle Financier ITASY, Ramatoa RASOAMANANJARA Zoely Harilala, sy ny mpiara-miasa aminy


๐Ÿ‘‰ ๐šŠ๐š•๐šŠ๐š›๐š˜๐š‹๐š’๐šŠ ๐Ÿผ ๐š–๐šŠ๐š›๐š๐šœ๐šŠ ๐Ÿธ๐Ÿถ๐Ÿธ๐Ÿบ, ๐‚๐‘๐†๐ ๐€๐๐ƒ๐‘๐Ž๐˜. Nandray anjara tamin'izany ny Delegem-paritry ny Contrรดle Financier ANDROY, Andriamatoa RANOMENJANAHARY Fernand Olivier, sy ny mpiara-miasa aminy


๐Ÿ‘‰๐šŠ๐š•๐šŠ๐š”๐šŠ๐š–๐š’๐šœ๐šข ๐Ÿฝ ๐š–๐šŠ๐š›๐š๐šœ๐šŠ ๐Ÿธ๐Ÿถ๐Ÿธ๐Ÿบ, ๐‚๐‘๐†๐ ๐๐Ž๐„๐๐˜ tao amin'ny trano malalaky ny 'Hรดtel des Finances'. Nandray anjara tamin'izany ny Delegem-paritry ny Contrรดle Financier BOENY, Andriamatoa RASOLO Bahia Guy de Princy, sy ny mpiara-miasa aminy.

Toy ny mahazatra dia nisy ny famaliana ireo fanontaniana samihafa avy amin'ireo mpisehatra amin'ny fitantanam-bolam-panjakana tonga marobe nanatrika ny fotoana.