DRCF - ๐‚๐ฅ๐ฎ๐› ๐‘รฉ๐ ๐ข๐จ๐ง๐š๐ฅ ๐๐ž ๐ฅ๐š ๐†๐ž๐ฌ๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐๐ฎ๐›๐ฅ๐ข๐ช๐ฎ๐ž (๐‚๐‘๐†๐)



Ny ๐ƒ๐ž๐ฅ๐ž๐ ๐š๐ฌ๐ข๐จ๐ง๐š๐ฆ-๐ฉ๐š๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐ฒ ๐ง๐ฒ ๐‚๐จ๐ง๐ญ๐ซรด๐ฅ๐ž ๐…๐ข๐ง๐š๐ง๐œ๐ข๐ž๐ซ ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ | ๐ƒรฉ๐ฅรฉ๐ ๐š๐ญ๐ข๐จ๐ง๐ฌ ๐‘รฉ๐ ๐ข๐จ๐ง๐š๐ฅ๐ž๐ฌ ๐๐ฎ ๐‚๐จ๐ง๐ญ๐ซรด๐ฅ๐ž ๐…๐ข๐ง๐š๐ง๐œ๐ข๐ž๐ซ (๐ƒ๐‘๐‚๐…) dia mandray anjara feno tsy tapaka amin'ny fivorian'ny ๐•๐จ๐ง๐๐ซ๐จ๐ง๐š ๐ˆ๐ซ๐š๐ข๐ฌ๐š๐ฆ-๐ฉ๐š๐ซ๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐ฆ๐จ๐ฆ๐›๐š ๐ง๐ฒ ๐…๐ข๐ญ๐š๐ง๐ญ๐š๐ง๐š๐ฆ-๐ฉ๐š๐ง๐ฃ๐š๐ค๐š๐ง๐š | ๐‚๐ฅ๐ฎ๐› ๐‘รฉ๐ ๐ข๐จ๐ง๐š๐ฅ ๐๐ž ๐ฅ๐š ๐†๐ž๐ฌ๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐๐ฎ๐›๐ฅ๐ข๐ช๐ฎ๐ž (๐‚๐‘๐†๐) izay fotoana ihaonana amin'ireo mpisehatra amin'ny fitantanam-bolam-panjakana isam-paritra.

๐Ÿ‘‰ Ny alakamisy 29 febroary 2024 teo no notanterahina tao amin'ny 'Plan Anosy' ny fivorian'ny ๐‚๐‘๐†๐ ๐€๐๐€๐‹๐€๐Œ๐€๐๐†๐€. Nandray anjara tamin'izany ny Delegem-paritry ny Contrรดle Financier Analamanga, Contrรดleur d'Etat RAKOTOARISOA Odilon, sy ny mpiara-miasa aminy.


๐Ÿ‘‰ Ny zoma 1 martsa 2024 teo kosa ny fivorian''ny ๐‚๐‘๐†๐ ๐€๐“๐’๐ˆ๐๐€๐๐€๐๐€ izay notanterahina tao amin'ny efitrano malalaky ny faritra Atsinanana. Nandray anjara tamin'izany ny delegem-paritry ny Contrรดle Financier Atsinanana, Inspecteur d'Etat RALAIMIDONA Rijanirina Herman, sy ny mpiara-miasa aminy.


Marihina fa samy niompana tamin'ny Toro-lร lana momba ny Fanatanterahana ny Teti-bola 2024 na 'Circulaire d'Execution Budgรฉtaire' 2024 ireo fivorian'ny CRGP faritra Analamanga sy Atsinanana ireo.

Manamarika hatrany ny fivorian'ny CRGP moa ny famaliana ireo fanontaniana samihafa avy amin'ireo mpisehatra amin'ny fitantanam-bolam-panjakana.