FANAMAITSOANA AN'I MADAGASIKARA - AKON'NY FAMBOLEN-KAZO NATAON'IREO DRCF



Ankoatra ny fambolen-kazo izay nataon’ny Direction Générale du Contrôle Financier Madagascar ny zoma 23 febroary 2024 teny amin’ny Commune Rurale Bongatsara, dia tsy nanadino ny nitondra ny anjarany amin’ny fanamby lehibe napetraky ny fitondram-panjakana ny 𝐡𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐤𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐥𝐚 𝐢𝐧𝐝𝐫𝐚𝐲 𝐚𝐧'𝐢 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚 ireo Delegasionam-paritry ny Contrôle Financier na '𝐃é𝐥é𝐠𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧𝐬 𝐑é𝐠𝐢𝐨𝐧𝐚𝐥𝐞𝐬 𝐝𝐮 𝐂𝐨𝐧𝐭𝐫ô𝐥𝐞 𝐅𝐢𝐧𝐚𝐧𝐜𝐢𝐞𝐫





" 𝐅𝐀𝐌𝐁𝐎𝐋𝐄𝐍-𝐊𝐀𝐙𝐎 : 𝐌𝐀𝐍𝐀𝐑𝐈𝐍𝐀 𝐓𝐎𝐍𝐓𝐎𝐋𝐎 𝐈𝐀𝐈𝐍𝐀𝐍𝐀, 𝐌𝐀𝐌𝐄𝐋𝐎𝐍’𝐀𝐈𝐍𝐀 "

𝐒𝐚𝐫𝐲 __ #DRCF_BOENY 🌱#DRCF_ATSINANANA 🌱#DRCF_DIANA 🌱 #DRCF_ANALANJIROFO 🌱