ππˆπ€ππ‚πŽ - 𝐃𝐆𝐂𝐅 | πŸ‘₯ π…πˆπ™π€π‘π€πŒ-ππ€πŽπ•π€πŽ π…π€πŒππ€π‡π€π…π€ππ“π€π‘π€ππ€ 𝐍𝐘 π€πƒπ˜ π€πŒπˆπ'𝐍𝐘 πŠπŽπ‹πˆπŠπŽπ‹π˜



Tontosa ny alarobia 28 febroary 2024, tao amin'ny birao foiben'ny ContrΓ΄le Financier eo Faravohitra, ny fizaram-baovao fampahafantarana mahakasika ny 𝒕𝒐𝒏𝒕𝒐𝒍𝒐𝒏'π’π’š π’‚π’…π’š π’‚π’Žπ’Šπ’'π’π’š π’Œπ’π’π’Šπ’Œπ’π’π’š izay nentin'ny avy ao amin'ny BIANCO ho an'ireo solontenan'ny mpiara-miasa na 'Points Focaux de la Lutte Contre la Corruption' eo anivon'ny Direction GΓ©nΓ©rale du ContrΓ΄le Financier Madagascar


Tanjona tamin'izany moa ny fampitana amin'ireo 'Points Focaux' ireo ny tokony ho fantatra mahakasika ny kolikoly satria izy ireo tokoa no hanao ny fanentanana mivantana amin'ireo mpiara-miasa rehetra ao anatin'ny 'ady amin'ny kolikoly'