Guides Pratiques aux usagers
- Décret n°2026-1256 Modifiant et complétant certaines dispositions du Décret 2008-668 portant régime de déplacement
- Circulaire n°02/2026-MEF/SG/DGBF/DPE
- Arrêté n°24235/2026 Fixant le taux des indemnités de déplacement temporaire auprès des villes en pôle de croissance
- Circulaire n°055 MEF portant préparation CDMT 2024-2026, décret n°2023-255 du 15 mars 2023 portant GIP, Manuel GIP du 31 mars 2023
Réformes
Nouveau
Liens utiles
Liens internes
Projet ARCEB
Statistique visiteurs
| Nb Visiteurs | |
|---|---|
| Total | 395367 |
Date de mise en ligne 20 Fev. 2019
.png)
|
Fandaminana ny fizarana Fisotroan-dronono eny amin'ny Tahirimbolam-panjakana :: Jolay 2020
Ilazana isika mpandray fisotroan-dronono fa miroso ny Alakamisy 16 Jolay 2020 ny andro voalohany amin’ny fizarana ny pension amin'ity volana ity ary izany dia manaraka ny fitsinjarana araky ny laharana “Pension”. Noho ny fiparitahan’ny valanaretina “Coronavirus” dia iangaviana antanan-droa isika hanaraka ny fitsinjarana izay napetraka. Raha misy ny tsy fahafahana amin’ny fotoana anjaranao dia misokatra foana ny Tahirimbolam-panjakana. Afaka raisina foana ny "Pension" aorin’ireo efatra andro voalohany ireo satria maharitra telo volana ny fahafahana mandoa ny "Pension" iray.
|













