Guides Pratiques aux usagers
- Décret n°2026-1256 Modifiant et complétant certaines dispositions du Décret 2008-668 portant régime de déplacement
- Circulaire n°02/2026-MEF/SG/DGBF/DPE
- Arrêté n°24235/2026 Fixant le taux des indemnités de déplacement temporaire auprès des villes en pôle de croissance
- Circulaire n°055 MEF portant préparation CDMT 2024-2026, décret n°2023-255 du 15 mars 2023 portant GIP, Manuel GIP du 31 mars 2023
Réformes
Nouveau
Liens utiles
Liens internes
Projet ARCEB
Statistique visiteurs
| Nb Visiteurs | |
|---|---|
| Total | 395367 |
Date de mise en ligne 20 Fev. 2019
.png)
|
Loi de Finances Rectificatives 2020
Lany 100% teny anivon'ny Antenimieram-pirenena io tolakandro io ny volavolan-dalàna nasiam-panintsiana 2020 rehefa nandalo famakiana faharoa nanomboka omaly teo amin'ny asam-baomiera. Nisy tokoa mantsy ny fanintsiana noentin'ireo loholona ny talata lasa teo. Ka nangatahan'izy ireo tamin'izany ny famerenena ny vola 7 Miliara Ariary ao anaty kitampom-bolan'ny Antenimieran-doholona. Nanambara ny Minisitry ny Toekarena sy ny Fitatanam-bola Richard RANDRIAMANDRATO fa tsy mampiova ny volam-panjakana ny fangatahan'ireo loholona ireo.
|





​​​​​​​






