newsletter
Voir toutes
gifp
dcsr
Projet ARCEB
Statistique visiteurs
Nb Visiteurs
Total 396292

Date de mise en ligne 20 Fev. 2019

Fizarana karatra fisotroandronono vaovao


Manomboka androany ka hatramin’ny 19 Oktobra ny fizarana ny karatra vaovaon’ny mpandray fisotroandronono ho an’ireo mampiasa Banky na Paositra Money. Ho an’ny mpisitraka izany mivantana dia eny amin’ny toerana fandraisana fisotroandronono mahazatra manomboka ny 11 Oktobra-19 Oktobra ho avy izao.

Entanina ny rehetra izay misitraka izany hanatona ny sampandraharaha ny fisotroandronona.

Ho an’Antananarivo : SLP Antsahabe
Ho an’ny Faritra : SRSP isam-paritra

Plan du site ::