Guides Pratiques aux usagers
- Décret n°2026-1256 Modifiant et complétant certaines dispositions du Décret 2008-668 portant régime de déplacement
- Circulaire n°02/2026-MEF/SG/DGBF/DPE
- Arrêté n°24235/2026 Fixant le taux des indemnités de déplacement temporaire auprès des villes en pôle de croissance
- Circulaire n°055 MEF portant préparation CDMT 2024-2026, décret n°2023-255 du 15 mars 2023 portant GIP, Manuel GIP du 31 mars 2023
Réformes
Nouveau
Liens utiles
Liens internes
Projet ARCEB
Statistique visiteurs
| Nb Visiteurs | |
|---|---|
| Total | 396866 |
Date de mise en ligne 20 Fev. 2019
.png)
|
Fanavaozana ny karatry ny Mpisotro ronono Ny Fitaleavana misahana ny Karama sy ny Fisotroandronono (DSP) eto anivon’ny Minisiteran’ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola dia hanantateraka ny fanavaozana ny karatra fisotroandronono ny 11 oktobra 2021 hatramin’ny 19 oktobra 2021 ho avy izao. Natomboka ny zoma 10 septambra 2021 ny fampafantarana izany amin’ny alalan’ny fizarana ireo « flyers » ho an’ireo mpisotro ronono. Marihina fa hatao manerana ny nosy izany fanavaozana karatra izany ary entanina sahady isika voakasika izany hanantona ny toerana fandraisana fisotroandronono mahazatra antsika na ny Sampandraharaham-paritra misahana ny Karama sy ny Fisotroandronono (SRSP) eny amin’ny faritra tsirairay raha mila fanazavana fanampiny.
|













