newsletter
Voir toutes
gifp
dcsr
Projet ARCEB
Statistique visiteurs
Nb Visiteurs
Total 396243

Date de mise en ligne 20 Fev. 2019

Tatitry ny Filankevitry ny Minisitra natao ny alarobia 23 Jona 2021

Nankatoavina ny fangatahana ny handraisan’ny fanjakana an-tanana ny habantseranana sy ny hetra manokana amin’ny fampidirana voalohany ireo fitaovana sy kojakoja samihafa entina hanamboarana trano fandidiana fo (Bloc de chirurgie cardiaque) eny amin’ny hopitaly Soavinandriana (CENHOSOA).