Guides Pratiques aux usagers
- Décret n°2026-1256 Modifiant et complétant certaines dispositions du Décret 2008-668 portant régime de déplacement
- Circulaire n°02/2026-MEF/SG/DGBF/DPE
- Arrêté n°24235/2026 Fixant le taux des indemnités de déplacement temporaire auprès des villes en pôle de croissance
- Circulaire n°055 MEF portant préparation CDMT 2024-2026, décret n°2023-255 du 15 mars 2023 portant GIP, Manuel GIP du 31 mars 2023
Réformes
Nouveau
Liens utiles
Liens internes
Projet ARCEB
Statistique visiteurs
| Nb Visiteurs | |
|---|---|
| Total | 396216 |
Date de mise en ligne 20 Fev. 2019
.png)
|
« Enquête Démographique et de Santé - EDS » andiany faha-5 Mandondom-baravarana ny INSTAT Ahafantarana ny toe-pahasalaman’ny vahoaka Malagasy, ahafahana manangana drafitr’asa fampandrosoana miantefa mivantana amintsika, ny INSTAT dia manatanteraka fanadihadiana momba ny reny sy ny zaza, na ny « Enquête Démographique et de Santé - EDS » andiany faha-5 manerana ny faritra 22, ny volana Janoary hatramin’ny volana Jolay 2021. Ireto avy no tanterahina mandritra io fotoana io : fandanjana, fandrefesana, fitiliana tazomoka sy tsy fahampian-drà. Mijanona ho tsiambarantelo tanteraka ny valim-panontaniana. Raiso tsara ireo mpanadihady, omeo valiny marina sy feno. Mitondra fanamiana, « Badge » sy taratasy fanirahana izy ireo. Vahoaka salama, firenena mivoatra ! |





.png)







