Guides Pratiques aux usagers
- Décret n°2026-1256 Modifiant et complétant certaines dispositions du Décret 2008-668 portant régime de déplacement
- Circulaire n°02/2026-MEF/SG/DGBF/DPE
- Arrêté n°24235/2026 Fixant le taux des indemnités de déplacement temporaire auprès des villes en pôle de croissance
- Circulaire n°055 MEF portant préparation CDMT 2024-2026, décret n°2023-255 du 15 mars 2023 portant GIP, Manuel GIP du 31 mars 2023
Réformes
Nouveau
Liens utiles
Liens internes
Projet ARCEB
Statistique visiteurs
| Nb Visiteurs | |
|---|---|
| Total | 395469 |
Date de mise en ligne 20 Fev. 2019
.png)
|
Fananganana tranoben’ny Toe-karena sy Fitantanam-bola ao Taolagnaro
Anisan’ny hisitraka fanamboarana tranoben’ny Toe-karena sy Fitananam-bola ny eto Taolagnaro manomboka ity taona ity ka hitohy amin’ny taona 2021. Efa nanana tany hanaovana izany moa ny Ministera fa araky ny tapaka niarahana tamin’Atoa Praministra dia ho ampiarahana amin’ny foto-drafi-trasa rehetra ho atsangana eny amin’ny « tanàna vaovao –nouvelle ville » ilay tranobe. Hifindra eny noho izany ilay toerana ka nanolotra tany ho amin’izany ny Governoran’ny Faritra. Efa tazana manomboka ao an-toerana rahateo ny fanamboarana làlana pavé manokatra makany amin’ilay toerana vaovao. Anio talata 08 desambra 2020 dia niaraka nidina ifotony mijery ny toerana ny Governoran’ny Faritra sy Ramatoa Sekretera Jeneralin’ny Ministera, niaraka tamin’ireo sampan-draharaha rehetra eto Taolagnaro. Hanomboka afaka andro vitsy araka izany ny fanamboarana.
|














