Guides Pratiques aux usagers
- Décret n°2026-1256 Modifiant et complétant certaines dispositions du Décret 2008-668 portant régime de déplacement
- Circulaire n°02/2026-MEF/SG/DGBF/DPE
- Arrêté n°24235/2026 Fixant le taux des indemnités de déplacement temporaire auprès des villes en pôle de croissance
- Circulaire n°055 MEF portant préparation CDMT 2024-2026, décret n°2023-255 du 15 mars 2023 portant GIP, Manuel GIP du 31 mars 2023
Réformes
Nouveau
Liens utiles
Liens internes
Projet ARCEB
Statistique visiteurs
| Nb Visiteurs | |
|---|---|
| Total | 395429 |
Date de mise en ligne 20 Fev. 2019
.png)
|
Teti-bolam-panjakana 2021 : Fivoriambe fanolorana amin’ny ankapobeny ny volavolan-dalàna teny amin’ny lapan’ny Antenimieran-pirenena Tsimbazaza
Androany maraina no notontosaina teny amin’ny lapan’ny Antenimieran-pirenena Tsimbazaza ny fivoriambe fanolorana amin’ny ankapobeny ny volavolan-dalàna mifehy ny teti-bolam-panjakana 2021. Nitarika ny fivoriana araka izany Ramatoa RAZANAMAHASOA Christine, Filohan'ity Andrim-panjakàna ity. Nitondra fanazavana amin'ny ankapobeny sy ny lalan-tsaina nentina nandrafetana izany lalàna izany tamin'ireo Solom-bavam-bahoaka moa Atoa Richard RANDRIAMANDRATO, Minisitry ny Toe-karena sy ny Fitantanam-bola, notronin'ireo tompon'andraikitra ambony sy teknisiana maro avy ao amin'ny ministera.
|













