newsletter
Voir toutes
gifp
dcsr
Projet ARCEB
Statistique visiteurs
Nb Visiteurs
Total 395429

Date de mise en ligne 20 Fev. 2019

Fandaminana ny fizarana fisotroan-dronono volana novambra 2020

Manomboka ny 10 novambra indray ny fizarana fisotroan-dronono eny amin'ny Tahirimbolam-panjakana ho antsika eto Analamanga. Ho an'ny faritra hafa dia miankina hatrany amin'ny fahatongavan'ny "titre de paiement des pensions" ny andro voalohany fa manaraka ity fitsinjarana ity ny fandraisana "pension".

Iangaviana hatrany isika mba hanaja ireo fepetra ara-pahasalamana rehetra. Mirary soa

Plan du site ::