newsletter
Voir toutes
gifp
dcsr
Projet ARCEB
Statistique visiteurs
Nb Visiteurs
Total 395398

Date de mise en ligne 20 Fev. 2019

Fandaminana ny fizarana Fisotroan-dronono eny amin'ny Tahirimbolam-panjakana :: Oktobra 2020

 

Manomboka ny Alatsinainy 12 Oktobra 2020 indray ny andro voalohan'ny fizarana fisotroan-dronono amin'ity volana Oktobra ity. Manasa antsika noho izany mba hijery ny andro izay tokony handraisantsika "pension". Entanina hatrany isika mba hanaraka ny fandaminana. Mirary soa.

 

 

Plan du site ::