Guides Pratiques aux usagers
- Décret n°2026-1256 Modifiant et complétant certaines dispositions du Décret 2008-668 portant régime de déplacement
- Circulaire n°02/2026-MEF/SG/DGBF/DPE
- Arrêté n°24235/2026 Fixant le taux des indemnités de déplacement temporaire auprès des villes en pôle de croissance
- Circulaire n°055 MEF portant préparation CDMT 2024-2026, décret n°2023-255 du 15 mars 2023 portant GIP, Manuel GIP du 31 mars 2023
Réformes
Nouveau
Liens utiles
Liens internes
Projet ARCEB
Statistique visiteurs
| Nb Visiteurs | |
|---|---|
| Total | 395366 |
Date de mise en ligne 20 Fev. 2019
.png)
|
Tonga nisaotra ary nankahery hatrany ny mpamonjy voina ny Fitondram-panjakàna
Manoloana ny andraikitra izay nasehon’ireo mpamonjy voina omaly alina nandritra ny fahamaizan’ny trano misy ny foiben’ny ONE etsy Antaninarenina ka nahafahana nifehy ny tsy fihitaran’izany tamin’ireo trano sy biraom-panjakàna rehetra manodidina. Anio maraina ihany, dia tonga naneho fisaorana ireo mpamonjy voina izay notronon’ny Ben’ny Tanàna an’Antananarivo renivohitra, Naina ANDRIANTSITOHAINA, sy ny manam-boninahitra mpifehy ny vondron’ny mpamonjy voina esty Tsaralalàna ny Fitondram-panjakàna izay nosoloin’ny Minisitry ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola, Richard RANDRIAMANDRATO tena. Nankahery sy nirary soa hatrany ny mpamonjy voina eto anivon’ny CUA ihany koa ireto farany amin’ny fanatanterahana antsakany sy andavany ny asa mavesatra sahanin’izy ireo.
|













