newsletter
Voir toutes
gifp
dcsr
Projet ARCEB
Statistique visiteurs
Nb Visiteurs
Total 395382

Date de mise en ligne 20 Fev. 2019

 

Fanampiana avy amin’ny INSTAT ho an’ny “Plateforme de Traitement Covid-19” ao Mahamasina.

 

Ho fampitaovana ny «Plateforme de Traitement Covid-19” etsy Mahamasina dia nanolotra solosaina miisa 11 ho azy ireo ny Direction Générale INSTAT izay organisme eo ambany fiahian’ny Ministeran’ny Toekarena sy ny Fitatanam-bola ny Talata 04 Aogositra 2020 lasa teo. Ireo fitaovana ireo dia anjara biriky entin’ny Ministera amin’ny ady atao amin’ny valanarentina Covid-19 eto amin’ny firenena.

Andriamatoa Mamy Hery Andriamampandry, Filohan’ny Filankevim-pitantanan’ny INSTAT no nisolo tena an’Andriamatoa Ministry ny Toekarena sy ny Fitatanam-bola sy nyTale Jeneralin’ny INSTAT tamin’io fotoana io.  Araka ny nambarany tamin’ny lahateny fohy nataony dia ny hanafainganana sy hanatsarana kokoa ny asan’ireo Mpisehatra ao an-toerana no tanjon’ireo fanomezana ireo.

 

L’INSTAT en appui à la Plateforme de Traitement Covid-19 à Mahamasina.

 

La Direction Générale de l’INSTAT, un organisme sous tutelle du Ministère de l’Economie et des Finances a mis à disposition un lot de 11 ordinateurs de bureau pour la « Plateforme de Traitement Covid-19 » Mahamasina. Ces équipements informatiques constituent une contribution du Ministère pour la lutte contre la pandémie de Covid-19 à Madagascar. 

Représentant le Ministre de l’Economie et des Finances lors de la remise des ordinateurs, Monsieur Mamy Hery Andriamampandry, Président du Conseil d’Administration de l’INSTAT, a souligné dans son allocution que ces équipements informatiques sont destinés à accélérer et rendre efficace la lutte contre la pandémie à Madagascar.

 

 

Plan du site ::