Guides Pratiques aux usagers
- Décret n°2026-1256 Modifiant et complétant certaines dispositions du Décret 2008-668 portant régime de déplacement
- Circulaire n°02/2026-MEF/SG/DGBF/DPE
- Arrêté n°24235/2026 Fixant le taux des indemnités de déplacement temporaire auprès des villes en pôle de croissance
- Circulaire n°055 MEF portant préparation CDMT 2024-2026, décret n°2023-255 du 15 mars 2023 portant GIP, Manuel GIP du 31 mars 2023
Réformes
Nouveau
Réformes
Nouveau
Liens utiles
Liens internes
Projet ARCEB
Statistique visiteurs
| Nb Visiteurs | |
|---|---|
| Total | 395331 |
Date de mise en ligne 20 Fev. 2019
.png)
|
FILAZANA HO AN IREO MPANDRAY FISOTROAN-DRONONO
Ny Foibem-pitondrana Ankapobe misahana ny Fitantanam-bola sy ny Raharaha Ankapobeny (DGFAG) eo anivon'ny Minisiteran'ny Toe-karena sy ny Fitantanam-bola dia manambara amin'ireo mpandray fisotroan-dronono fa noho ny hamehana vokatry ny ady atrehana amin'ny otrikaretina coronavirus dia mbola nahemotra aloha ny fizarana ny karatra fisotroan-dronono vaovao. Noho izany dia mbola manan-kery ny karatra teo aloha mandra-pisian'ny toromarika vaovao. Misaotra sy mankahery antsika.
|












