.

Précisions sur les taux de taxations et les droits de douanes

 

Suite à des spéculations circulant sur l’augmentation des prix de certains produits sur le marché (sacs,
chaussures, jouets, …) dues à une soi-disant augmentation des droits des douanes, la Direction
générale des douanes tient à apporter les précisions suivantes :

  • Les taux de taxation sont fixés uniquement à travers la Loi des finances (initiale et/ou

rectificative).

  • La Douane ne procède à aucun changement de taux courant de l’année et les tarifs des produits

n’ont nullement augmentés depuis le 01 janvier 2019.

  • Toute variation de prix sur le marché n’incombe de ce fait pas à la Douane. La hausse peut

être due à divers paramètres tels que la hausse des prix des producteurs ou marges prélevées
par les importateurs.
Rappelons que la base taxable est la valeur déclarée par les importateurs.

 

Fanamarihana mahakasika ny tahan’ny habant-tseranana

 

Manoloana ny feo miparitaka mahakasika ny fiakaran’ny vidin’entana (poketra, kiraro, kilalao, …)
izay voalaza fa noho ny fiakaran’ny haban-tseranana, dia mitondra izao fanamarihana manaraka izao
ny Foibem-pitantanan’ny Fadintseranana :

  • Ny tahan’ny haban-tseranana dia voafaritra amin’ny alalan’ny Lalana mifehy ny tetibolam-
  • panjakana irery ihany.
  • Ny Fadintseranana dia tsy mikitikita taha anelanelan’ny taona ary tsy niova ny taha ny 01
  • january 2019 no nakaty.
  • Ny fiovanan’ny vidin’entana dia tsy miankina amin’ny Fadintseranana kanefa kosa maro ireo

antony mety hahatonga izany toy ny fiakaran’ny vidin’ny entana any amin’ny mpamokatra na
ny tombony alain’ny mpanafatra entana.
Tsiahivina fa ny fototra iorenan’ny habantseranana dia ny sanda ambaran’ireo mpanafatra entana.

 

Plan du site ::