Apurement des arriérés de cotisations sociales de l’INSTAT auprès de la CNAPS

 

L’Institut National de la Statistique (Instat) et la Caisse Nationale de la Prévoyance Sociale (Cnaps) s’entendent sur la régularisation de l’intégralité des arriérés de cotisations dus par l’Instat, échelonnée sur une période de quatre ans. Une convention en ce sens a été signée entre les deux parties le 19 novembre 2019 dernier en présence des agents de l’Instat.

Dans le cadre de cet accord, l’Institut de la Statistique s’engage à adresser à la Cnaps la liste des travailleurs concernée par la situation et lui fournir également la liste complète de tout le personnel qui sont déjà partis en retraite sans avoir pu bénéficier des diverses prestations dues à cet effet en raison du non-paiement des cotisations trimestrielles par l’Instat.

La Cnaps, quant à elle, mettra à jour le compte individuel des travailleurs et celui de l’employeur suivant le paiement effectué. Elle procèdera également à la révision et à l’octroi des droits des travailleurs dûment déclarés en fonction de l’évolution de l’apurement.

Afin de pouvoir suivre la bonne exécution des termes de cet accord, une rencontre tous les trois mois est prévue se tenir entre les deux parties.

 

FANAOVAN-TSONIA FIFANARAHANA TEO ANIVON’NY CNAPS SY NY INSTAT

 

Ny faha-19 novambra 2019 lasa teo no nanatanterahana ny fanaovan-tsonia fifanarahana teo anivon’ny CNAPS sy ny INSTAT ho fandoavana ireo latsakemboka mbola tsy voaefa ho amin’ny fiahiana ara-tsosialin’ny mpiasa. Nantrika izany fotoana nanaovana sonia izany ny mpiasa ao amin’ny INSTAT.

Rehefa nifanantona ny andaniny sy ny ankilany dia nanaiky ny INSTAT fa hoefaina ireo latsakemboka ireo mba hahafahan’ny mpisan’ny INSTAT misitraka ireo tombotsoa rehetra amin’ny fiahiana ara-tsosialy izay tokony nositrahan’izy ireo hatramin’izay. Marihina fa tapaka izany nandritra ny fotoana naharitra ka haverina amin’ ny laoniny indray ankehitriny. Hahazo ny anjarany amin’ izany ihany koa na dia ireo mpiasa efa lasa nisotro ronono aza.

Ny CNAPS dia nanome toky fa hanao izay tratry ny heriny amin’ny famerenana amin’ny laoniny indray ireo fiahiana ara-tsosialin’ ny mpiasan’ny INSTAT mba hahafahan’izy ireo misitraka ny zony feno eo anivon’ny CNAPS.

Nifanaiky ny roa tonta fa ny fanefana io latsakemboka io dia hatao mandritra ny efa-taona manomboka ny mason’andro anio izay anaovana izao sonia izao ka hatramin’ny taona 2023. Ary mba ahafahana manaraka ny fatanterahana ny lamina mifehy izao fifanarahana izao dia nifanaiky ny roa tonta fa hisy ny fihaon’izy ireo isan-telovolana..

 

 

Plan du site ::